|
|
|
|

Teny iditra1  manangam-bombo
Singan-teny  2 manangana, 3 vombo
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 tezitra na ta-hampitahotra ka mitsangana ny volo ao an-katoka [1.1]
Tovy hevitra  6 manangam-bombona, manangam-bovona

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12