|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 vombo |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Ny volon' ny biby ao an-katoka izay hita mitsangana rehefa taitra izy na tezitra
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
4 the mane of a horse, the bristles on a pig's back
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5 crinière du cheval, les soies, les poils du cou des animaux
[1.3] |
| Ohatra |
6 Moa manome hery ny soavaly va ianao, na manarona vombo mihofahofa ny vozony?
[2.996#]
|
| Voambolana | 7 Haibiby: (amin' ny ankapobeny) |
| Tovy hevitra | 8 vombona, vovona |
| Kamban-teny rehetra | 9 manangam-bombo |
| Teny iditra (2/2) | 10 vombo |
| Sokajin-teny | 11 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
12 Ny riran-damosin' ny hazandrano
[1.1] 13 taovam-pivoizan'ny trondro [1.13] |
| Fanazavàna teny frantsay |
14 nageoire
[1.13] |
| Voambolana | 15 Haibiby: (amin' ny ankapobeny) |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09 |
|