|
|
|
|

Entry (1/2)1  manangola
Part of speech  2  active verb
Root  3  angola
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8  [1.1] (matetika kokoa: manangolangola) Manaraka ny sitrapo na ny haitraitran' olona: Loza raha hanangola ny zanany io vehivavy io; mbola hanenenany ihany izany
Manisy filatron-kira amin' ny fanamboarana ny feo hiolana kely: Manangolangola feo ery io tovovavy io rehefa mihira am-pahibemaso
Explanations in English  9  [1.7] to allow someone to indulge his fancies
Explanations in French  10  [1.8] laisser quelqu'un satisfaire ses fantaisies
Synonyms  11  manangolangola

Entry (2/2)12  manangolà
Part of speech  13  imperative of active verb manangola [Full list]
Root  14  angola

Anagrams  15  anangolam, manangola, manangolà

Updated on 2025/08/10