|
|
|
|

Entry (1/2)1  mananika
Part of speech  2  active verb
Root  3  anika
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
All compound words 
Explanations in Malagasy  10  [1.1] Mandeha miakatra eny ambony: Mananika tendrombohitra
Manamy, mamely: Manani-bohitra
Efa manatona ny taona faha...: Mananika ny fahadimampolo taonany izy.
Explanations in English  11  [1.2] to climb up something, to ascend; to attack a town;
fig.: to attempt to do a difficult thing.
Explanations in French  12  [1.13] grimper
Examples  13  [2.528#] Efa mananika ity ny trambo, mananika hatraty an-dapa!
14  [2.470] Mba efa nanomboka ho lehibe rahateo izy, mananika ny fahatelopolon' ny taonany.
15  [2.471] Kotsa avokoa noho ny fiantsapin' ny onja mananika ny lampihazo ny fitafianay enin-dahy.
Proverbs  16  Proverbs containing the word mananika

Entry (2/2)17  mañanika
Part of speech  18  active verb
Explanations in Malagasy  19  [1.78] [Sihanaka, Tambahoaka] mihanika
20  [1.78] [Tambahoaka] mitanika, manao toaka

Anagrams  21  manakany, maƱanika, mananika, maninaka, namaikan, namakany, namakian, nanamika, nanimaka

Updated on 2025/08/10