|
|
|
|

Teny iditra1  mananotena
Singan-teny  2 manano, 3 tena
Sokajin-teny  4  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  5 Olona miahy tena irery, mikarakara tena irery, olona tsy manambady
6 Vehivavy maty vady: Ampio ny kamboty sy ny mananotena [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [manano tena] 7 veuf, veuve, célibataire [1.3]
Ohatra  8  Zanaky ny manano tena, tsy ory tsy manana, saingy mpiasan' ny tranombarotra ngeza iray teto Toamasina izy [2.5]

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11