|
|
|
|

Entry1  manantitrantitra
Part of speech  2  active verb
Root  3  antitrantitra
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8  [1.1] Manamafy, manizingizina: Tsy vizana ny manantitra aminareo ny maha-tsara ny asa aho
9  [1.13] mamerimberina, manamafy
Explanations in French  10  [1.13] insister
Examples  11  [2.314#] Amin' ity tononkalo voalohany ity, ny mpanoratra dia manantitrantitra fa mampiavaka ny olombelona amin' ny biby ny fanantenana.
12  [1.369#] manantitrantitra aho fa tsy nalefan' ny Fiangonana handeha fotsiny any ny olona sahirana ka tsy nomeny fitaovana enti-miady amin' ny fiainana.

Updated on 2025/07/29