Entry | 1 manao alasafay |
Elementary words | 2 manao, 3 ala, 4 safay |
Part of speech | 5 locution |
Explanations in Malagasy |
6 Manao kely foana fa tsy tena manao mba ho fialana tsiny fotsiny: Oadray! ry Koto, izao ve mba fafa trano e! nanao alasafay fotsiny ianao fa tsy tena namafa [1.1] |
Explanations in English |
7 to trifle, to act perfunctorily, to do a thing for mere appearance's sake. [1.2] |
Synonyms | 8 miala safay, misafay |
Updated on 2025/10/11 |
![]() |