|
|
|
|

Entry1  manao an-kambo
Part of speech  2  locution
Elementary words  3  manao, hambo
Explanations in Malagasy  4  [1.1] manao mosalahy sy kitoatoa ka tsy mihevitra loatra izay atao fa manao baranahiny

Updated on 2025/07/29