|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 manao bodo ngerona |
| Singan-teny | 2 manao, 3 bodo, 4 ngerona |
| Sokajin-teny | 5 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
6 mitana zavatr' olona ka tsy mety mamerina na inona na inona atao azy
[1.1] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|