Entry | 1 manao fotoam-borizano |
Part of speech | 2 locution |
Elementary words | 3 manao, fotoana, borizano |
Explanations in Malagasy |
4 [1.10] tsy mamonjy ny fotoana marina nifanaovana; mandiso fotoana; tratra aoriana 5 [1.1] [manao fotoam-borozano] tsy tonga amin' ny fotoana marina fa amin' izay fotoana tiana hahatongavana |
Updated on 2025/07/29 |
![]() |