Entry | 1 manao jadona |
Part of speech | 2 locution |
Elementary words | 3 manao, jadona |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] manao teny tsy valiana; manao didy boraingona, manao teniko fe lehibe: Manao jadona izy raha miteny ka tsy tian' ny olona |
Explanations in French |
5 [1.3#289] exercer le despotisme |
Updated on 2025/07/29 |
![]() |