|
|
|
|

Teny iditra1  manao kely tsy mba mamindro
Singan-teny  2 manao, 3 kely, 4 tsy, 5 mba, 6 mamindro
Sokajin-teny  7  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  8 enti-milaza ny fahefana tsy miraharaha ny kely fa manifikifika fotsiny amin' ny hery ananany; manositosika ny madinika [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12