Entry | 1 manao rano antsangana |
Elementary words | 2 manao, 3 rano, 4 tsangana |
Part of speech | 5 locution |
Explanations in Malagasy |
6 enti-milaza fomba filomano izay ahitana ilay olona milomano mitsangana nefa tsy difotra na dia lalina aza ny rano [1.1] |
Explanations in English |
7 to swim upright; to tread water. [1.2] |
Updated on 2025/10/11 |
![]() |