|
|
|
|

Entry1  manao ronono an-tavy
Elementary words  2  manao, 3  ro, 4  nono, 5  tavy
Part of speech  6  locution
Explanations in Malagasy  7  enti-milaza ny fanomezantoky handroboana ny sasany; teny mamy manodoka, maharenoka sy mahafaly, saingy tsy azo vitaina sy tanterahina [1.1]

Updated on 2025/10/11