|
|
|
|

Entry1  manao soa volovoloina
Part of speech  2  locution
Elementary words  3  manao, soa, volovoloina
Explanations in Malagasy  4  [1.1] ilazana fanaovana soa olona nefa andatsalatsana sy imenomenonana any aoriana; manao soa arahin-datsa
Explanations in French  5  [1.3] faire un bien chevelu: faire du bien tout en faisant des reproches

Updated on 2025/07/29