|
|
|
|

Teny iditra1  manao teli-moka
Singan-teny  2 manao, 3 telina, 4 moka
Sokajin-teny  5  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  6 mitelina avy hatrany tsy mitsako akory [1.1]
Ohatra  7  Ary dia nanaikitra an' Ibonia indray izy ka tsy nahakaikitra azy, fa hery nanao telimoka an' Ibonia no natao; [1.406]
8  Nosinimban' ireo nifiny banga izy io ka tsy mahatsako intsony fa manao telimoka ka izany no naharesy an'ady anareo. [2.895]

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11