|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  manapitra
Fototeny  2 tapitra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Mamita: Hanapitra itý asa ity aho vao handeha
5 Mandany: Hanapitra na herinandro aho vao hiainga
6 (Vola) mandoa hatramin' ny farany: Hanapitra ny volako, hono, izy rahampitso ka ho hitantsika [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7 to finish, to bring to an end [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8 achever [1.3, 1.8]
9 compléter [1.3]
10 épuiser; terminer [1.8]
Ohatra  11  Horakoraka indray no manapitra izay. [2.499]
12  Tsia, hoy ireo, tsy maintsy ianao no manapitra ny ainy fa raha tsy izany dia harary ianao na ho faty. [2.643]
Haiendriteny 
13  Ny ankehitriny :
14  Ny lasa :
15  Ny hoavy :
16  Filaza mandidy :

Teny iditra (2/2)17  manapitra
Fototeny  18 tapitra
Sokajin-teny  19  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny frantsay  20 salir [1.3]

Fivaditsoratra  21 mañapatry, manapitra, 22 mpanaitra, 23 mpianatra, 24 mpiatrana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17