|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  manapitsoka
Fototeny  2 pitsoka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Manala (taolana) amin' ny toerany [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 to dislocate a joint [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6 faire une entorse [1.8]
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :
10  Filaza mandidy :
Voambolana  11  Fahasalamana

Teny iditra (2/2)12  manapitsoka
Fototeny  13 pitsoka
Sokajin-teny  14  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  15 mamoha varavarana an-terisetra tsy misy fanalahidy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  16 to pick a lock [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  17 crocheter une serrure [1.8]
Haiendriteny 
18  Ny ankehitriny :
19  Ny lasa :
20  Ny hoavy :
21  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  manapitsoka, 22 manapotsika

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12