|
|
|
|

Teny iditra1  manapotraka
Fototeny  2 potraka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Mandavo, mahalavo, mampianjera; manongana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 to cast down that which was standing upright [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6 faire tomber, jeter à terre; dégrader, excommunier [1.8]
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :
10  Filaza mandidy :
Tsipelina hafa  11 mamotraka

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12