|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 manaraby |
| Fototeny | 2 haraby |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Maneso; mamazivazy
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5 to jeer at, to ridicule.
[1.2, 1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 railler; ridiculiser
[1.8] |
| Ohatra |
7 Izay rehetra mahita ahy, manaraby ahy avokoa
[2.996]
8 Dray, hoy aho mba manaraby, hono, izany, tokony hanoratra an-gazety ianao ity, fa mahita zavatra holazaina mihitsy. [2.4#] |
| Haiendriteny |
|
| Fivaditsoratra | 13 anambary, 14 baramina, 15 mañabira, manabira, manaraby, 16 mibaraña |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/27 |
|