|
|
|
|

Entry1  manaran-daina
Part of speech  2  locution
Elementary words  3  manarana, laina
Explanations in Malagasy  4  [1.1] manaram-po amin' ny fahalainana, manaraka ny hakamoana
Examples  5  [2.649] Aza mamalon-kery, aza mitandro hasasarana, aza manaran-daina.

Anagrams  6  anandramanay, manaran-daina

Updated on 2025/01/21