Entry (1/2) | 1 manarangarana |
Part of speech | 2 active verb |
Root | 3 harangarana |
Morphology |
|
All compound words |
|
Explanations in Malagasy |
9 [1.1] Mijery olona, nefa tsy te ho hita hoe mijery, ka amin' ny hirika na loaka kely ao ambadika no mitily: Tsy fanao ny manarangarana amin' ny hidim-baravarana |
Explanations in English |
10 [1.2] to peep at through a hole, or a small opening. 11 [1.7] to peep through a hole; to spy on |
Explanations in French |
12 [1.8] jeter un coup d'oeil |
Examples |
13 [1.296#] tsy ny volombodintrano manarangarana fa ny io aty rindrina manoloana? 14 [2.895#] Injeny efa maimbo rainkona ny faladiany, nefa ireo fokonolona samy tsy hita maso fa ireo maso an-jatony no indreny manarangarana anaty horompotsy. |
Proverbs | 15 Proverbs containing the word manarangarana |
Entry (2/2) | 16 manarangarĂ na |
Part of speech | 17 imperative of active verb manarangarana [Full list] |
Root | 18 harangarana |
Explanations in Malagasy |
19 [1.1] |
Explanations in French |
20 [1.3] |
Anagrams | 21 anarangaranam, manarangarĂ na, manarangarana |
Updated on 2025/08/10 |
![]() |