Entry | 1 manasavorovoro |
Part of speech | 2 active verb |
Root | 3 savorovoro |
Morphology |
|
Explanations in Malagasy |
8 [1.1] Manasaritaka, mampikorontana, mampisafotofoto, manasafotofoto: Manasavorovoro kofehy |
Explanations in English |
9 [1.7] to entangle, to put in disorder |
Explanations in French |
10 [1.8] embrouiller, mettre en désordre |
Examples |
11 [2.503#] Ny hafetsen-dratsin'ny mpanao politika' dia ny fahaizany manasavorovoro ao an-tsain'ny vahoaka ireo karazan-javatra roa mahazo miova sy tsy mahazo miova ireo : Izahay no tanindrazana! |
Synonyms | 12 manavorovoro |
Updated on 2025/07/29 |
![]() |