|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 manasoa |
| Fototeny | 2 soa |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Manao soa: Manasoa ny mpiara-belona aminy Rangahy io
5 Mitahy, manampy, manambina: Hanasoa anareo anie ny any ambony [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6 to beautify; to do good to; to benefit
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7 embellir; faire du bien à; favoriser
[1.8] |
| Ohatra |
8 manasoa ny mpiara-belona izany.
[2.445#]
9 Koa ny manasoa omby misotro ny rononony; [2.587#] |
| Haiendriteny |
|
| Ohabolana | 14 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | manasoa, 15 samoaña |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|