Entry | 1 manatratra |
Part of speech | 2 active verb |
Root | 3 tratra |
Morphology |
|
Explanations in Malagasy |
8 [1.1] Manao izay hahatongavana eo amin' izay enjebina: Manatratra mpangalatra Manao izay hahavonjena olona eo amin' ny toerana misy azy: Nanatratra anao tamin' ny fito aho fa efa lasa ianao Mamonjy Miezaka mba hahatratra olona na biby mandeha erỳ aloha: Nanatratra ilay soavaly voalohany ilay fahama fa tsy nahatratra |
Synonyms | 9 mamonjy |
Anagrams | 10 manatratra, namatratra |
Updated on 2025/07/29 |
![]() |