|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  manatrosina
Fototeny  2 trosina
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Mandavo na manjera olona hiantoraka any anoloana ka ny lohany no mipoka aloha amin' ny tany [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5 Pousser, faire tomber [1.3#746]
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
9  Filaza mandidy :

Teny iditra (2/2)10  manatrona
Fototeny  11 trosina
Sokajin-teny  12  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manatrosina [Fitanisana]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3#746]

Fivaditsoratra  manatrosina, manatrosìna, 13 tranomasina

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/27