Entry (1/2) | 1 manavaka |
Part of speech | 2 active verb |
Root | 3 avaka |
Morphology |
|
All compound words |
|
Explanations in Malagasy |
9 [1.1] Mampisaraka, manasaraka: Ny saina no manavaka ny olona amin' ny biby Manokantokana, manefitra, manisy fefy: Tsy tsara ny manavaka ny mahantra na ny mavomavo satria samy olombelona ihany. |
Explanations in English |
10 [1.2] to separate, to sever, to put asunder; to segregate. 11 [1.7] to separate, to segregate, to make distinctions |
Explanations in French |
12 [1.8] séparer, distinguer; faire des distinctions odieuses |
Examples |
13 [2.996#] manavaka ny ondralahy sy ny osilahy. 14 [2.445#] Ny tikilambony koa no tena manavaka azy. 15 [2.470] Ny lokony miloha mainty sy mitena fotsy sy mena no manavaka azy amin' ny sisin-tendrombohitra maitso lomotra, sy ny hamenan' ny nofon-tany nohadiana ho lalany. |
Entry (2/2) | 16 manavaka |
Part of speech | 17 noun |
Explanations in French |
18 [1.196] (plutôt prononcé magnavaka) (de vaka qui, dans le Betsileo signifie : gauche, confus, balourd). Nom donné au riz auquel sont mêlés beaucoup de grains vides ou de glumes déjà battues (équivalent merina : manakofa). [Betsileo]
|
Vocabulary |
19 Botany |
Anagrams | 20 anakavam, manavaka |
Updated on 2025/08/10 |
![]() |