|
|
|
|

Entry1  manavina
Part of speech  2  active verb
Root  3  avina
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
All compound words 
Explanations in Malagasy  9  [1.1] Mandeha mamonjy raharaha; manontany zavatra tiana ho fantatra na hofotorana; mandeha mankany ifotony mba hijery akaiky: Lasa nanavin-draharaha' any ambonivohitra izy
Explanations in English  10  [1.2] to go to inquire into; to renew an enquiry or search; to call on for the purpose of an enquiry.
Examples  11  [2.285#] Tonga manavina any aminy matetika Rajohnson, ka manontany izay fara-heviny, nefa tsy hita hantenaina, tsy Iasa hafoy, fa andrasan-dava izao.

Anagrams  12  mañavañy, manavina, manivana, namavany, nanaviam

Updated on 2025/08/10