|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  manavo-
Sokajin-teny  2  endritenin' ny hoe manavotra
Ohatra  3  Mahazo manavo-tena izy [2.508#465]
4  kanefa raha tratry ny ananany, dia hanavo-tena izy [2.996#12.035.010]

Teny iditra (2/3)5  manavo
Sokajin-teny  6  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  7 manosotra [Mahafaly] [1.78]

Teny iditra (3/3)8  manavo
Sokajin-teny  9  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  10 manotra [Mahafaly] [1.78]

Fivaditsoratra  manavo, 11 manova, manovà

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/27