Entry | 1 manavovona |
Part of speech | 2 active verb |
Root | 3 vovona |
Morphology |
|
Explanations in Malagasy |
7 [1.1] Manao antontany, mampifanongoa, manavosa: Manavovona kitay ~ Nanavovona ny fanaka rehetra taoan-tokotany izy aloha vao lasa nitady fiara hitatitra azy |
Synonyms | 8 manasavovona |
Updated on 2025/08/02 |
![]() |