|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  manazava
Fototeny  2 zava
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Manome hazavana: Manazava ny masoandro
5 Manisy hazavana, mitsilo: Manazava ny efitrano ny jiro
6 Mivaofy, mamelabelatra: Rakoto no nanazava ilay tononkalo manao hoe: "Vazon' ny lavitra"
7 Mahatonga ho madio, mahitsy, matsilo: Sotroy ity fa hanazava ny feonao ~ Ny fivavahana no manazava ny sain' ny olona [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  8 to brighten, to illuminate [1.2, 1.7]
9 to enlighten [1.2]
10 to make clear, to explain [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  11 éclairer [1.3#869, 1.8]
12 illuminer, bien expliquer, rendre distinct [1.3#869]
13 éclaircir, expliquer [1.8]
Ohatra  14  manazava lesona ny mpampianatra. [2.117#]
15  izay anton' io, tsy misy mahay manazava akory. [2.245#]
Haiendriteny 
16  Ny ankehitriny :
17  Ny lasa :
18  Ny hoavy :
19  Filaza mandidy :
Tovy hevitra  20 mahazava
Ohabolana  21  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/2)22  manazavà
Fototeny  23 zava
Sokajin-teny  24  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manazava [Fitanisana]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3#870]

Fivaditsoratra  25 mañavaza, manazava, manazavà

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/26