| Entry (1/2) | 1 manazimba |
| Part of speech | 2 active verb |
| Root | 3 zimba |
| Morphology |
|
| Explanations in Malagasy |
8 [1.1] Manao tsinontsinona, manivaiva: Tsy tokony hanazimba ny asanay ianao Manaraby, mamazivazy: Tena nanazimba anay mihitsy Rangahy iny Manevateva: Manazimba zavatra masina io gazety basivava io |
| Examples |
9 [2.285#] Nefa kosa samy manaja manokana ny hafa-drazany avy ary tsy mahazo manazimba Razana hafa. |
| Proverbs | 10 Proverbs containing the word manazimba |
| Entry (2/2) | 11 manazimbà |
| Part of speech | 12 imperative of active verb manazimba [Full list] |
| Root | 13 zimba |
| Explanations in Malagasy |
14 [1.1] |
| Explanations in French |
15 [1.3] |
| Anagrams | 16 anazimbam, manazimba, manazimbà |
| Updated on 2025/08/10 |
|