Entry (1/2) | 1 manda |
Part of speech | 2 noun |
Derivatives |
|
All compound words |
|
Explanations in Malagasy |
8 [1.1] Rindrim-bato na rindrim-by, na tamboho avo tsotra, manodidina toerana iray tiana harovana amin' ny fahavalo: Tsy laitra nanihina ilay manda Olona mpiaro: Izy no mandan' ny madinika |
Explanations in French |
9 [1.3] fortification, rempart protecteur |
Examples |
10 [2.996] Ny famonjeny no ataony mandany sy manda ivelany. 11 [2.270] raisin' ny nitety aloha ny tohatra hiakarana ny manda. |
Entry (2/2) | 12 mandà |
Part of speech | 13 active verb |
Root | 14 la |
Morphology |
|
All compound words |
|
Explanations in Malagasy |
23 [1.78] [Taisaka]
tsy manaiky 24 [1.1] Milaza mafy fa tsy marina; tsy manaiky fa marina; mitsipaka zavatra iray izay lazaina fa diso: Mandà izany fanombotombohanao ahy izany aho Tsy mandray: Mandà ny fahagagana izy Milaza ampahibemaso fa tsy mankasitraka: Izaho manda an' i Satana Mivadika: Mandà ny teny napetrany izy. 25 [1.10] (matoanteny transitifa, endrika aktiva) Tsy afaka NANDA izy, fa tsy azo NOLAVINA mihitsy ny porofo 26 [1.1] milaza mafy fa tsy marina; tsy manaiky fa marina; mitsipaka zavatra iray izay lazaina fa diso: mandà izany fanombotombohanao ahy izany aho tsy mandray: mandà ny fahagagana izy milaza ampahibemaso fa tsy mankasitraka: izaho mandà any Satana mivadika: mandà ny teny napetrany izy |
Explanations in English |
27 [1.2, 1.7] to refuse; to deny 28 [1.2] to reject |
Explanations in French |
29 [1.3, 1.5, 1.8, 1.6, 1.14] refuser 30 [1.3, 1.5, 1.8, 1.6] nier 31 [1.3] désapprouver, renier, rejeter, méconnaître. Nanda ny teny napetrany izy: il a renié ses promesses. Nanda ny rainy aman-dreniny izy: il a rejeté ses parents |
Explanations in Italian |
32 [1.18] negare. Nanontany aho raha izy ni nilaza izany, dia nanda izy: io ho domandato se egli avesse detto cio, ma ha negato rifiutare. Nangataka fanampiana taminy izahay fa nanda izy: noi gli abbiano chiesto aiuto ma egli ha rifiutato |
Examples |
33 [2.996] manda famaizana ny mpanota; |
Proverbs | 34 Proverbs containing the word mandà |
Anagrams | 35 andam, manda, mandà |
Updated on 2025/08/10 |
![]() |