|
|
|
|

Entry1  mandaboka
Part of speech  2  active verb
Root  3  daboka
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8  [1.1] Manjera amin' ny tany, mandavo: Rivo-mahery no nandaboka ny tranonay
Mikapoka, mamely: Nandaboka azy tamin' ny tehina teny an-tanany izy
Explanations in English  9  [1.2] to beat, to strike, to throw down, to dash
Explanations in French  10  [1.3] Jeter en bas, précipiter, faire tomber, battre, rosser
Examples  11  [2.895#] Izato feony efa migoboka mandaboka dia mandaboka, manameloka iroa lehilahy lasa tontakely tsy fidiny noho ny ankasony ihany Nanaiki-molotra i Fandrava.
Other spellings  12  manadaboka

Anagrams  13  andambako, mandaboka

Updated on 2025/07/29