Entry (1/2) | 1 mandaka |
Part of speech | 2 active verb |
Root | 3 daka |
Morphology |
|
All compound words |
|
Explanations in Malagasy |
9 [1.1] Mitsipaka, mamely amin' ny tongotra: Tsy fanao ny mandaka olona Manohitra: Tsy mandaka ny hevitrao akory aho |
Explanations in English |
10 [1.2] to kick |
Explanations in French |
11 [1.3] donner des coups de pied, ruer: Mahery mandaka io ramole io (Ce mulet rue beaucoup) |
Examples |
12 [2.470#] Tsy maintsy ampandroina sy borosiana amin' ny ranon' Anosizato ny soavaly ka tambatambazana tsara ery sao mandaka. |
Proverbs | 13 Proverbs containing the word mandaka |
Entry (2/2) | 14 mandakà |
Part of speech | 15 imperative of active verb mandaka [Full list] |
Root | 16 daka |
Anagrams | 17 andakam, mandaka, mandakà |
Updated on 2025/08/10 |
![]() |