|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  mandalina
Fototeny  2 lalina
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Mamotopototra, mamakafaka: Tia ny mandalina izay hevitra hitany amin' ny boky izy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 to deepen, to make deep; to aggravate guilt [1.2]
6 to make deeper; to improve one's knowledge or skill [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7 approfondir, creuser plus profondément; augmenter ses capacités, ses connaissances [1.8]
Ohatra  8  ka mbola holazainay hiaraha-mandalina. [2.245#]
9  Hita anefa raha mandalina tsara isika fa nateraky ny zava-misy ny toe-tsaina. [2.285#]
10  raha mikaroka azy toy ny fikaroka volafotsy hianao, ka mandalina azy toy ny fihady rakitra; [2.996]
Haiendriteny 
11  Ny ankehitriny :
12  Ny lasa :
13  Ny hoavy :
14  Filaza mandidy :
Kamban-teny rehetra  15 mandalim-pahaizana

Teny iditra (2/2)16  mandalìna
Fototeny  17 lalina
Sokajin-teny  18  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mandalina [Fitanisana]

Fivaditsoratra  mandalina, mandalìna, 19 mandilana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/27