Entry (1/5) | 1 mandambana |
Root | 2 lambana |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Manao ampehezana [1.1] |
Morphology |
|
Entry (2/5) | 9 mandambana |
Root | 10 lambana |
Part of speech | 11 active verb |
Explanations in Malagasy |
12 Manemitra amin' ny tsihy, manisy saridiseza Enti-milaza ny fonon' ny babin-katsaka izay manomboka miforona miaraka amin' ny babiny: Efa mandambana ny katsakay [1.1] |
Explanations in English |
13 to spread out on a leaf, etc. Used with hanina, etc [Provincial]
[1.2] |
Morphology |
|
Entry (3/5) | 18 mandambana |
Root | 19 lambana |
Part of speech | 20 active verb |
Explanations in Malagasy |
21 Mamono betsaka indray miaraka, mandringana, mandripaka: Nandambana ny olona, hono, ny nendra taloha [1.1] |
Morphology |
|
Entry (4/5) | 26 mandambana |
Root | 27 lambana |
Part of speech | 28 active verb |
Explanations in Malagasy |
29 Maka (valala) amin' ny lamba: Mandambana valala erỳ amin' ny tanety erỳ ny ankizy [1.1] |
Morphology |
|
Entry (5/5) | 34 mandambà na |
Root | 35 lambana |
Part of speech | 36 imperative of active verb mandambana [Full list] |
Explanations in Malagasy |
37 [1.1] |
Explanations in French |
38 [1.3] |
Anagrams | 39 mandambà na, mandambana |
Updated on 2025/10/12 |
![]() |