Entry | 1 mandanilany |
Part of speech | 2 active verb |
Root | 3 lanilany |
Morphology |
|
Examples |
7 [2.470] Faly ery Ramatoa fa tsy nandanilany vola ny vadiny; 8 [2.445] Ny tany tsy sahiran-drano dia mandanilany foana ny rano ao aminy. |
Updated on 2025/07/29 |
![]() |