|
|
|
|

Teny iditra1  mandany andro
Singan-teny  2 mandany, 3 andro
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 manary ny fotoana [1.1]
Ohatra  6  Andeha hiara-mandroso daholo isika, hoy Randrianaivo, fa mandany andro foana izao. [2.324]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12