|
|
|
|

Entry1  mandavaka
Part of speech  2  active verb
Root  3  lavaka
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8  [1.1] Manao lavaka: Mandovaka tany ny biby salasalany sasany hanaovany trano
Mandoaka, mamely: Nandavaka ahy mafy ny anao nony vao noteneniko
Explanations in English  9  [1.2] to make a hole, to scoop out
10  [1.7] to dig a hole into
Explanations in French  11  [1.8] faire un trou ou une fosse
Examples  12  [2.895#] Indro misy lehilahy maromaro miady fo mandavaka.
13  [2.445#] mandavaka fantsakana ianao ka misintona ny rano ao anatiny amin' ny tady.

Updated on 2025/07/29