|
|
|
|

Teny iditra1  mandefona ivoho
Singan-teny  2 mandefona, 3 ivoho
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 mamely tsy mifanatrika, manao teti-dratsy amin' ny olom-pantatra izay mody isakaizana [1.1]
Ohatra  6  Olona osa kosa ny toy ireny, ka mandefona ivoho hoatra ny zanak' anabavy ratsy. [2.285#]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12