|
|
|
|

Teny iditra1  mandeha tsy voizina
Singan-teny  2 mandeha, 3 tsy, 4 voizina
Sokajin-teny  5  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  6 ilazana ny lakana kely izay manaraka fotsiny ny rano mivalana na tsofin' ny rivotra fa tsy ilaina hovoizina akory [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12