|
|
|
|

Entry1  mandena
Part of speech  2  active verb
Root  3  lena
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8  [1.1] Manisy rano, manamando
Explanations in English  9  [1.7] to wet, to moisten
Explanations in French  10  [1.8] mouiller, humecter
Examples  11  [2.5#] Fantany fa ory dia ory ny endrik' io olona io ary misy ranomaso manorika mangina mandena ny takolany.
12  [2.857#] tsy mba manan-tao-maharatsy, na tapak' andro akory aza, ary tsy mba mandena maina andro, fa raha tsy efa lefy ny andro, tsy mba mivoaka;

Anagrams  13  andeman, anendam, mandane, mandena, manendà, manenda, nandema

Updated on 2025/08/10