Entry | 1 mandentika |
Part of speech | 2 active verb |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Manatsatoka mandevina: Mandentika tsato-kazo amin' ny tany Manasitrika, manitrika: Mandentika hazo lava ao anaty rano Mandrendrika: Nandentika ny sambo ny onja sy ny rivotra Mandroboka, mampihitsoka: Ny namandratsy no nandentika azy tamin' ny fahazaran-dratsy Mampiditra amin' ny lalina, amin' ny kizo, mampifatratra: Vao mainka nandentika ny voampanga ilay vavolombelona nantenainy hanavotra azy |
Explanations in French |
4 [1.13] enfoncer |
Root | 5 lentika |
Morphology |
|
Updated on 2024/12/11 |
![]() |