|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mandihy tsy torahan-damba |
| Singan-teny | 2 mandihy, 3 tsy, 4 torahana, 5 lamba |
| Sokajin-teny | 6 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
7 ilazana ny olona diso faly loatra ka avy hatrany dia mandihy tsy maharay lamba hatao sikina akory
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
8 to dance before one's turn comes; lit. to dance before a lamba is thrown to one
[1.2] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|