|
|
|
|

Entry1  mandimandina
Part of speech  2  adjective
Root  3  mandina
Derivatives 
4  Names :
Explanations in Malagasy  5  [1.1] Malamalama ary toa mamirapiratra amin' ny fijery azy toy ny nohosorana menaka, tsy mangavoka, mangirana ohatra ny misy menaka: Mandimandin' ny tsemboka ny tarehiny
Miadana, sambatra, velom-pinaritra
Explanations in French  6  [1.3] [duplicatif]
Examples  7  [2.470] mandimandina ery ny vilany;
8  [2.470] Maitso mavana ny voahary ary mandimandina avokoa izay tazanina.
Synonyms  9  mandina
Analogs  10  mililotra, mihilotrilotra, mihilontrilona, mangilohilo, mangilatra, malaholaho, malandilandy, malambolambo, minendonendo, malamalama, mamirapiratra
Proverbs  11  Proverbs containing the word mandimandina

Updated on 2025/01/21