Entry (1/2) | 1 mandina |
Part of speech | 2 adjective |
Explanations in Malagasy |
3 Malamalama ary toa mamirapiratra amin' ny fijery azy toy ny nohosorana menaka, tsy mangavoka, mangirana ohatra ny misy menaka: Mandin' ny tsemboka ny tarehiny Miadana, sambatra, velom-pinaritra [1.1#604] |
Explanations in French |
4 lisse, poli, uni, lustré, luisant, qui a la peau ou le poil lisse [1.3#430] |
Derivatives |
|
All compound words | 20 2 combinations of this word |
Synonyms | 21 mandimandina |
Analogs | 22 mililotra, mihilotrilotra, mihilontrilona, mangilohilo, mangilatra, malaholaho, malandilandy, malambolambo, minendonendo, malamalama, mamirapiratra |
Proverbs | 23 Proverbs containing that word |
Entry (2/2) | 24 mandina |
Root | 25 dina |
Part of speech | 26 active verb |
Explanations in English |
27 to cut a piece off [Provincial]
[1.2] |
Morphology |
|
Proverbs | 31 Proverbs containing that word |
Anagrams | 32 mandany, 33 mandina, 34 maninda, manindà |
Updated on 2025/10/11 |
![]() |