|
|
|
|

Teny iditra1  mandoa hanin-kinana
Singan-teny  2 mandoa, 3 hanina, 4 hinana
Sokajin-teny  5  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  6 mamerina ny vola nomena mialoha raha toa ka tsy tanteraka ny fepetra nifanarahana [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  7 rembourser un argent avancé comme arrhes, lorqu'on n'a pas accompli les conditions du contrat [1.3]
Voambolana  8  Toe-karena: ara-bola ary fitantanana

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11