|
|
|
|

Entry (1/2)1  mandodona
Part of speech  2  active verb
Root  3  dodona
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8  [1.1] Manafaingana, manery hanao faingana: Mitaredretra ny mpiasa raha tsy misy lehibe mandodona azy
Manery handeha na hanao malaky: Nandodona ny vadiny Rangahy fa efa velona ny lakolosy fahatelo
Explanations in English  9  [1.7] to urge, to press, to excite
Explanations in French  10  [1.8] presser, exciter à
Examples  11  [2.245#] Izao ka efa izy ho avy sahady aza no mandodona anareo hody izany ka nangatahanareo lalana aminay teo.
12  [2.5#] andro toy ny halina, ny raharaha heverina kosa mbola tsy tambo, ny làlan-kaleha lavidavitra ihany, ka tsy omen-tsiny ny mpitondra razana raha mandodona ahy hoe : «Hariva ny andro, ry Ikaky, fa aoka izahay hanainga"

Entry (2/2)13  mandodòna
Part of speech  14  imperative of active verb mandodona [Full list]
Root  15  dodona
Explanations in Malagasy  16  [1.1]

Anagrams  17  andoandom, andodonam, mandodòna, mandodona

Updated on 2025/08/10