Entry | 1 mandohalika |
Part of speech | 2 active verb |
Root | 3 lohalika |
Morphology |
|
Explanations in Malagasy |
8 [1.1] Mampijoro ny tena eo ambonin' ny ampelan-dohalika, ny ranjo amin' izany miforitra ka mitsotra any aoriana |
Explanations in English |
9 [1.7] to kneel |
Explanations in French |
10 [1.8] s'agenouiller |
Examples |
11 [2.472] Isaky ny nanolotra ny anjara asa vitany ny tsirairay, dia nitety ilay roa metatra vitany, tsy mitsangana fa mandohalika ao anaty rano. |
Proverbs | 12 Proverbs containing the word mandohalika |
Anagrams | 13 mandakolahy, mandohalika, mandokalahy |
Updated on 2025/07/29 |
![]() |